Fy Rasolofoniaina - Tiako ianao
chordsver. 1
Autoscroll
1 Column
Text size
Transpose 0
Tuning: E A D G B E
CKalo, G/Bnofy, Amtsiky
Ho eGntinao ho Fahy, aGnatiko any
CRava iG/Breo Ammanda manodGidina aFhy
GAhoana no anaovanao izany e!
CToa misy G/Bafo mamAmaivay ny GmasonaoF
GManainga ahy ho sahisahy
CMampatsG/Biahy ahy hoe Amhay olon'Gafaka aFho
GEkenao ny maha izaho ahy
CA a a! ah! G/Bah! Amhay!
GSambatra Faho
GManana anao
CA a aG/B! ah! Amah! a!
AsGandratro Favo
Ny Gfeoko hanambara hoe: Tiako ianCaoG/B!!! Am
GTiako ianFao
GNy feoko hanambara hoe Tiako Cianao
Tiako ny mihaino ny feonao
Mitondra ahy
Lavitr’izao tontolo izao
Tontolo izay namboarinao ho ahy
Ary misy afo mamaivay manafana
Izay narehitrao ho antsika
Ary ny manodidina azy no hizarana
Izay rehetra any anatintsika
A a a! ah! ah! hay!
Sambatra aho
Manana anao
A a a! ah! ah! a!
Asandratro avo
Ny feoko hanambara hoe: Tiako ianao
Tiako ianao
Ny feoko hanambara hoe Tiako ianao
Na ny rano lalina aza
Tsy hahaleo ny fitiavana
Izay mamatotra ahy aminao
Tsy misy azo atao
Hay! hay aihay hay!
Haaah ah ah ah hay hay!
Ah ah ah ah hay hay!
Ah ah ah ah!!
Ah ah ah ah!!
A a a! ah! ah! hay!
Sambatra aho
Manana anao
A a a! ah! ah! a!
Asandratro avo
Ny feoko hanambara hoe: Tiako ianao!!!
Tiako ianao
Izao rehetra izao hahalala hoe: Tiako ianao!!!
Tiako ianao
Izao rehetra izao hahalala hoe tiako ianao
Oh oh oh oh oh ooh!
Oh oh oh oh oooh!